Teny iditra (1/2) | 1 atsimo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Lafin' ny tany any an-kavanana raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny avaratra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 the south. Atimo, and ambalaka used in the provinces. [1.2] 5 the south [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 sud [1.3#66, 1.8] |
Ohatra |
7 Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472] |
Voambolana |
8 Toerana |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 14 atimo |
Kamban-teny |
|
Anaram-poko |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny atsimo io |
Teny iditra (2/2) | 22 atsimo |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
24 Kely haja, mahantra [1.1] |
Fivaditsoratra | 25 atsimo, maitso, misota |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |