|
|
|
|

Teny iditra1  atsofoka
Fototeny  2  tsofoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ampidirina: Atsofohy ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy sao very
Alentika: Atsofohy ao amin' ny lohanao hoe ity satroka itỳ hojerena raha sahaza anao
Aiditra: Natsofoky ny olona tao an-trano Rakoto mba tsy ho azon' ny mpanenjika azy
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  atsofako, atsofoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21