Teny iditra ava
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] tsy misy manakantsakana ny maso ka hita avokoa
¶ Tany voafira ny hazo ka azo ambolena [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] [Rakotosaona 1972]
 Enti-milaza fanesorana ny ahitra miara-maniry amin' ny voly [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy weeding [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay sarclage [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Teny iditra ava
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ambany; toerana idinan'ny rano mikoriana avy any ambony na "erà" [Rajemisa 1985]
 

Teny iditra Avà
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana anglisy Ivah [Baiboly]
Famaritana frantsay Ivva [Baiboly]
Voambolana 
Fitovian-keviteny Iva
Teny nalaina 

2015/09/07