Teny iditra | 1 avalana |
Fototeny | 2 valana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Avala handeha hanaraka ny rano: Taloha navalana rano ny fatin' ny olo-meloka sasantsasany Entin' (ny rano): Navalan' ny rano ny fatin' ilay akoho matin' ny barika Roahina, ahataka lavitra: Tokony havalana lavitra ny tanàna ny lambo |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny avalana io |
Fivaditsoratra | 10 analava, avalana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |