Teny iditra valana (vala)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Asiana fefy manodidina: Valao ny ombinao sao dia mitondraka eny amin' ny tanimbolinay [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be enclosed, to be fenced, to be partitioned off [Richardson 1885]
Famaritana frantsay qu'on entoure, qu'on sépare [Abinal 1888]
Endriteny 
valana
valako
valanao
valany
valantsika
valanay
valanareo
valan'
valan-
valam-
vala-
novalana
novalako
novalanao
novalany
novalantsika
novalanay
novalanareo
novalan'
novalan-
novalam-
novala-
hovalana
hovalako
hovalanao
hovalany
hovalantsika
hovalanay
hovalanareo
hovalan'
hovalan-
hovalam-
hovala-
valao

Teny iditra valana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandehan' ny rano manaraka ny iva [Rajemisa 1985]
 fikorianan-dranoka [SLP 1986]
Famaritana anglisy the course of water, a going down [Richardson 1885]
Famaritana frantsay le cours, le courant de l'eau [Abinal 1888]
Famaritana frantsay coulée [SLP 1986]
Sampanteny 

Teny iditra valana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] fitarana, filey [Rakotosaona 1972]

Teny iditra valaña
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] filahiana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra valaña
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] mazava (ro), matsatso [Rakotosaona 1972]

Teny iditra valana
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay (sens général : courant rapide). D'où fivalanana : diarrhées, selles liquides ; et fampivalanana : purgatifs. Nom donné à divers produits purgatifs, notamment l'huile de ricin. [Boiteau 1997]
Voambolana 

2019/08/17