Teny iditra | avanavana (avana) | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny teny hoe "tsy hita": Tsy hita avanavana, tafahoatra na misy elanelany makadiry amin' ny hafa ampitahaina aminy: Tsy hita avanavana ny haben' Antananarivo miolotra amin' Ambohitrakely [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Splendeur [1.3, 1.5] | ||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Teny iditra | avanavana (avana) | ||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Sharp, keen, clear-headed, skillful, clever, shrewd, quick. [1.2] | ||||||||
Teny iditra | avanavana (vanavana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atanatana [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | avanavana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] fanombohana [1.78] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16 |