Teny iditra (1/4) | 1 avanavana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1#127] Tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny teny hoe "tsy hita": Tsy hita avanavana, tafahoatra na misy elanelany makadiry amin' ny hafa ampitahaina aminy: Tsy hita avanavana ny haben' Antananarivo miolotra amin' Ambohitrakely |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#67, 1.5] splendeur |
Fototeny | 5 avana |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 8 avanavana |
Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [1.2] sharp, keen, clear-headed, skillful, clever, shrewd, quick. |
Fototeny | 11 avana |
Teny iditra (3/4) | 12 avanavana |
Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] atanatana |
Fototeny | 15 vanavana |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (4/4) | 20 avanavana |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.78] [Betsimisaraka]
fanombohana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/02 |
![]() |