Teny iditra avaona (vaona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mivaona, tsy mandeha mahitsy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : avaona, avaoko, avaonao, avaony, avaontsika, avaonay, avaonareo, avaon', avaon-, avaom-, avao-
Ny lasa : navaona, navaoko, navaonao, navaony, navaontsika, navaonay, navaonareo, navaon', navaon-, navaom-, navao-
Ny hoavy : havaona, havaoko, havaonao, havaony, havaontsika, havaonay, havaonareo, havaon', havaon-, havaom-, havao-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20