| Teny iditra (1/2) | 1 vaona |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy mahitsy, meloka.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 12 vaoña |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 gogo (trondro), karazan-trondro fotsifotsy nohon'ny toho monina
[Tanala]
[1.78] |
| Voambolana | 15 Haibiby: trondro |
| Fivaditsoratra | 16 avona, 17 ovana, ôvana, vaona, vaoña, 18 voana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/06 |
|