|
|
|
|

Teny iditra1  avaotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavamaniry fanao ody aretin' ny fantson' ny filahiana ny fakany (Smilax krussiana)
Karazan-javamaniry mandadina be tsilo nahatonga ilay fitenenana hoe: "Mpianala tsy mahay ka voasingotry ny avaotra"
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a climbing prickly plant, a decoction of which is drunk by those who desire to have children. Smilax Kraussiana, Musn. Same as fandrikibodisy (Bets.), and avetro (Betsim.), which latter see.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] Smilax kraussiana Meisn. (Liliaceae). La salsepareille de Madagascar. Cette liane épineuse gêne souvent la marche dans les sous-bois forestiers. Un proverbe malgache dit « mpianala tsy mahay ka voasingotry ny avaotra », forestier inexpérimenté, il s'empêtre dans l'avaotra. La racine est réputée dépurative rafraîchissante, stomachique. On administre sa décoction dans le traitement des entérites, des colites et aussi des maladies vénériennes. Écrasée, elle sert à préparer des emplâtres qui sont appliqués sur les plaies infectées et les ulcères. [Betsimisaraka]
6  [Sihanaka]
Voambolana  7  Haizavamaniry: ahitra
Tsipelina hafa  8  havaotra
Tovy hevitra  9  avetro, fandrikibodisy
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny avaotra io

Fivaditsoratra  12  aavotra, avaotra, avoatra, roatava, tavoara

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31