Teny iditra avaratra andrefana
Singan-teny avaratra ; andrefana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Sisiny iadian' ny lafiny avaratra sy ny lafiny andrefana [1.1]
Ohatra 
1Tanàna kely ao avaratra andrefan' i Vatomandry [2.5]
2Tany amorontsiraka avaratra andrefana no nalehan' izy ireny voalohany [2.366]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/21