|
|
|
|

Teny iditra1  avarina
Fototeny  2  varina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Azera, atsingidina, avalangitrika: Tsy tratra navarin' ilay mpangalatra tany ankady ireo entana nangalariny
Aidina, aongana: Navarina kilasy ilay miaramila nahavita hadisoana
Ampidinina, alefa: Firy ny omby navarinao tany Toamasina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be thrown down; to be exported
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on précipite ; qu'on exporte
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny avarina io

Fivaditsoratra  12  anariva, aravany, avarina, iravana, ravanay, variana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21