Teny iditra avatravatra (vatravatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Alatsaka mahery [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Que Dieu ou le vent fait tomber abondamment
Qu'on dit avec véhémence [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : avatravatra, avatravatrako, avatravatranao, avatravatrany, avatravatrantsika, avatravatranay, avatravatranareo, avatravatran'
Ny lasa : navatravatra, navatravatrako, navatravatranao, navatravatrany, navatravatrantsika, navatravatranay, navatravatranareo, navatravatran'
Ny hoavy : havatravatra, havatravatrako, havatravatranao, havatravatrany, havatravatrantsika, havatravatranay, havatravatranareo, havatravatran'
Filaza mandidy : avatravatrao

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20