Teny iditra | vatravatra | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Fahatongavana rodobe amin-kery ¶ Filatsahana havandra na orana vaventy sady mahery fiavy [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | a shower, large drops of rain [Richardson 1885] | |||
downpour of rain [Hallanger 1973] | ||||
Fandikana frantsay | action d'arrivée avec violence; grosse pluie [Hallanger 1974] | |||
Voambolana | Haitoetrandro | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Teny iditra | vatravatra | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | [Taisaka] volana voalohany amin'ny taona (Janoary) [Rakotosaona 1975] | |||
[Bara] volana faha-12 amin'ny taona, jonjo [Rakotosaona 1975] | ||||
[Bezanozano] volana faharoa amin'ny taona [Rakotosaona 1975] | ||||
[Sihanaka] anaram-bolana faha-11 amin'ny taona [Rakotosaona 1975] | ||||
[Tanosy] volana voalohany amin'ny taona [Rakotosaona 1975] | ||||
Fandikana anglisy | [Provincial] the ancient and provincial name of one of the months [Richardson 1885] | |||
Voambolana | Fotoana | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |