Teny iditra | 1 avelatra |
Fototeny | 2 velatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3, 1.5] qu'on déploie 5 [1.3] qu'on étend, qu'on ouvre; qu'on découvre, qu'on manifeste, qu'on montre, qu'on explique, qu'on publie: Navelany tsara ny hevitr' izany teny izany (Il a bien expliqué le sens de ce mot) |
Ohatra |
6 Ny famonoana ireo zandriny no navelany. [2.470] 7 koa ny boky sasany izay tsy azoazony dia navelany. [1.38] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 velarina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |