Teny iditra (1/2) | 1 velatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fandaharana; fampisehoana hiharihary; fandaharana sy fandaminana ny zavatra hamidy ho hitan' ny olona rehetra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the act of spreading or unrolling something |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] action de déplier ou dérouler 6 [1.5] action de déployer, d'étendre 7 [1.196] Action de s'épanouir en parlant des fleurs ; par exemple : Mivelatra ny vonin-draozy : les roses s'épanouissent ; d'où fivelarana : l'épanouissement d'une fleur (sens figuré : déploiement d'un drapeau ; publication d'une décision d'une décision royale ; lieu où l'on fait cette proclamation) |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 19 velatra |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [1.196] Nom donné aux plantes dont les fleurs, généralement brillantes, s'épanouissent au-dessus d'une masse plus terne. Nous avons relevé sous ce nom, suivant les dialectes : Hypoestes maculosa Nees (Acanthaceae). [Tankarana] Tachiadenus boivinii Humbert ex Klack . (Gentianaceae). [Sakalava] Plectranthus canescens Benth. et sa variété Plectranthus canescens var. membranaceus Woods (Lamiaceae). Voir aussi velatsa, prononciation du même mot dans de Sud. [Merina] 22 [Betsileo] |
Voambolana |
23 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 27 avelatr, velatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/30 |
![]() |