Teny iditra averimbereno (verimberina (verina))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana averimberina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Averimbereno eo ny tànanao, toy ny ataon' ny mpioty amin' ny rantsam-boaloboka. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31