Teny iditra (1/5) | 1 avia > avy |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 tonga [Bara]
[1.78] 4 Manatona, mandroso ho eo amin' ny tena, tamy: Mitondrà elo fa sao avy ny orana [1.1#129] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to come [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 venant, qui vient, arrivant, qui arrive, qui descend de, qui est envoyé par, qui est tiré de, extrait de, qui provient de, qui est originaire de [1.3] 7 arriver, venir [1.8] |
Ohatra |
8 Tsy maninona ny hoaviko! [2.270#119] 9 Aiza avy ny naman' ialahy? [2.4] 10 Fa ikalakely ity kosa avy taiza? [2.5] 11 Fa ny fianakaviana kosa, tsy misy miantoka ny hoaviny [1.369] 12 Nefa saika hadino fa izahay anie mbola mpianatra ary manana adidy ny hanomana ny hoavinay tsirairay avy [2.356#41] 13 Misisika ny amin'ity saina tia karokaroka ity izahay, satria inoanay fa miankina amin'io ny hoavin'ny tanindrazana [2.503#20] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/5) | 38 avia > avy |
Sokajin-teny | 39 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
40 niavian' ny manavy, fanaviana [1.1#129] |
Fanazavàna teny frantsay |
41 caprice [1.3, 1.196] 42 fièvre, mauvaise humeur, caprice [1.3] |
Voambolana |
43 Fahasalamana |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/5) | 49 avia > avy |
Sokajin-teny | 50 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
51 Koa: Izany avy ka mahatezitra anao [1.1#129] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/5) | 54 avia > avy |
Sokajin-teny | 55 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
56 Rehetra ary tsirairay: Nomeko paiso dimy avy ny mpianatra; izany hoe ny mpianatra rehetra dia nomeko paiso dimy tsirairay; matetika no ialohan' ny teny hoe "samy" ny matoanteny: Samy nandray ariary zato avy izahay telo lahy [1.1#129] |
Teny iditra (5/5) | 57 avia > avy |
Sokajin-teny | 58 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
59 Ipomoea wightii (Wall.) Choisy (Convolvulaceae). Jolie plante, mais qui pousse à sa fantaisie. [Betsileo]
[1.196] |
Voambolana |
60 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 62 avy, vay |