|
|
|
|

Teny iditra1  avilio
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana avily [Fitanisana]
Ohatra  3  [1.1] avilio miankavanana ny lohan' ny lakana sao dia midona amin' ny vato
4  [1.1] avilio ny sainao mba tsy hihevitra izany intsony
Fototeny  5  vily

Fivaditsoratra  6  avilio, voaily

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19