Teny iditra vily
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fialana amin' ny lalana naleha ka mankamin' ny iray hafa indray tsy amin' ny hitsiny [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra vily
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Anaran-kazandrano kely madinika [1.78]
  [Taimoro] Hazandrano kely bitika mivelona amin' ny rano marivo [1.1]
Ohatra Hita tokoa fa ny tsinam-bolana no fihinanana ody kankana, amin' io koa no miakatra ny hazan-drano sasantsasany toy ny vily. [2.285]
Voambolana 

Teny iditra vily
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Mahafaly] voay [1.78]
Voambolana 
Tovy hevitra fanantily ~ bemiohara ~ mavotay ~ ngetry ~ mamba ~ trimo ~ voae ~ voay

Nohavaozina tamin' ny 2022/03/21