|
|
|
|

Teny iditra1  avo ranjanana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Ohatra  3  Ilay natao hoy Ramasy dia lehilahy avo ranjanana, matanjaka, mainty fihodirana, ary manao fitafia-miaramila volontany efa ela niasana. [2.472]
4  ny olona rehetra hitanay tany dia olona avo ranjanana daholo; [2.996]
Singan-teny  5  avo, ranjanana

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16