|
|
|
|

Teny iditra1  avoaka
Fototeny  2  voaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Roahina: Avoahy any io alika io
Asaina hiala ny trano: Navoaka ny mpiasa fa hasiana D.D.T. ao an-trano
Esorina avy ao anaty: Navoaka daholo ny zavatra rehetra tao anaty vatany
Lazaina: Nanohina ny fon' ny olona ny teny navoakan' ny vavany
Lazaina am-pahibemaso: Misy didy vao navoakan' ny fanjakana vao haingana momba ny halatra omby
Aposaka: Avoahy tsara eto anoloan' ny fitsarana izay zavatra fantatrareo
Aseho voalohany ho hitan' ny olona: Itỳ no boky faharoapolo navoakako
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] qu’on fait sortir, qu’on sort, qu'on accompagne en sortant, qu’on envoie, qu’on expédie, qu’on chasse, qu’on livre, qu’on montre, qu’on manifeste, qu’on découvre, qu'on exhibe, qu’on dit, qu’on révèle, qu’on dénonce, qu’on publie, qu’on prononce, dont on rend compte
Ohatra  6  navoaky ny fanjakana ny miaramila hanafika ny Sakalava (Le gouvernement a envoyé, expédié des soldats pour faire la guerre aux Sakalaves) [1.3]
7  navoaky ny leniben’ ny tanàna io olona tsy fantatra io (Les chefs du village ont chassé cet inconnu) [1.3]
8  Izao ny lalàna vaoavo navoaky ny fanjakana (Voici la nouvelle loi publiée par le gouvernement) [1.3]
9  Inty ny diksionera vaovao vao navoaka (Voici le nouveau dictionnaire qui vient d’être publié) [1.3]
10  Tsara loatra ny teny navoaky ny vavany (Les paroles sorties de sa bouche, qu’il a prononcées, sont excellentes, il a très bien parlé) [1.3]
11  tapany ihany no avoaka, dia izay itenenana no mameno azy an'eritreritra. [2.298]
12  avoaka avy ao anaty vata kely volafotsy ny tandro-bola ka apetraka eo ambony farafara. [2.508]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny avoaka io

Fivaditsoratra  19  aovaka, avaokà, avoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21