Teny iditra | 1 avo be rangavina |
Singan-teny | 2 avo, be, rangavina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza zavatra avo toerana ka atsotra hiakatra ny tanana eo am-pijoroana vao mahatakatra ny haavony |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/07 |