Teny iditra | 1 avoko |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Voninkazo dia maniry eny an-tanety, mandadina, mavokely ny voniny ary ny vodiny sahala amin' ny vomanga fotsy, sady fihinana koa 4 Ny avoko dia sarin' olona tsotsotra na manetry tena [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a small straggling herb, the root of which is eaten in times of scarcity. Vigna angivensis, Baker. Same as kimaotsa (Bets.). [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 nom d'une racine comestible. [Tankarana]
[1.19] 7 (de voko : courbé, cintré, allusion à la forme des fruits). [Merina] [1.196] 8 Vigna angivensis Baker (Fabaceae). Racine charnue, comestible en cas de disette. Excellent fourrage pour les animaux. 9 Tephrosia lyallii Baker (Fabaceae). Bonne espèce fourragère. [Betsileo] |
Ohatra |
10 Nitsimoka koa ny vonin' avoko. [2.529] 11 Toa irony vonin' avoko anaty vero. [2.296] 12 Lazao azy, ry vonin'avoko an-tampon-tanety; [1.282] |
Voambolana |
13 Haizavamaniry: ahitra |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny avoko io |
Fivaditsoratra | 18 avoko, ovoka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |