Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : avoko | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Androngo milanja vonin' avoko : ny mihinana tsy toy inona, fa ny mielo mena no tsy tanty. [2.415 #704]
Androngo nilanja vonin' avoko, ny mihinana tsy ela, fa ny mielo mena no tsy tanty. [2.558 #245] Androngo nilanja vonin' avoko: ny mihinana tsy toy inona, fa ny mielo mena no tsy tanty. [2.653 #226] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lézard qui porte une fleur d'avoko : la manger, ce n' est pas une affaire, mais le dangereux c' est de porter un parasol rouge. [2.415 #704] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La fleur d' avoko est rouge ; le proverbe fait allusion au parasol rouge, signe de la souveraineté ; le sens est que les officiers concussionnaires ne craignent que le souverain. [2.415 #704] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Avoko no nasaina nohaniny ka Avoko no nasaina nohaniny ka soamalondona no nataony be am-bava. [1.1] Avoko no nasaina nohaniny, ka soamalondona no nataony be am-bavany. [2.165] Avoko no nasaina nohaniny, ka | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny olona izay tsy mitandrina amin' izay ataony. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On lui ordonne de manger de "l' avoko" et c' est de "soamalondona" qu' il se bourre. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | L' "avoko" est une petite légumineuse dont la racine est bonne à manger; le "soamalondona" lui ressemble, mais est vénéneux; on rappelle aussi "tangem-boalavo" - tanguin des rats - parce que ses tubercules sont employés à détruire ces animaux. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Aza dia ny fitiavana avoko no hihinanana Aza dia ny fitiavana avoko no ihinanana | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Aza Aza Aza | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui s' expose au danger, est comme un homme qui cherche à prendre un animal dangereux dans son trou. [2.415 #6303]
N' allez pas déranger un animal (dangereux) dans son trou. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si l' on creuse des petits canaux dans les rizières (après la récolte), c' est pour y attraper des crabes d' eau douce; si l' on creuse le sol, c'est pour y trouver des racines d' "avoko" ; et si l' on suit le souverain, c' est pour obtenir de la viande. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Personne ne se donne de la peine sans en espérer quelque gain; ceux qui suivaient le souverain en voyage et rendaient quelque service participaient aux distributions de viande ou de monnaie qui avaient lieu. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Kitsangana sy avoko ka tanety no iraisana. [2.558 #1657]
Kitsangana sy avoko: tanety no iraisana. [2.653 #1274, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Misy olona samy hafa be na ny toetrany na ny fihetsiny nefa mazàna hita miara-mitoetra eny. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||