Teny iditra | 1 avondrony |
Fototeny | 2 vondrona |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana avondrona [Fitanisana] |
Ohatra |
4 [1.1] Avondròny daholo ny olonairay tanàna mba tsy hahombiazan' ny mpampisara-bazana |
Fivaditsoratra | 5 avondrony, vorondian |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |