Teny iditra | avosa | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitobian-javatra betsaka miavoavo [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A heap [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Proéminence des choses entassées, entassement [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | asavo, avosa, savao, savoa, soava, voasa |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/13 |