|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miavosa
Fototeny  2  avosa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mitoby betsaka miakatra, miavoavo, mivongovongo amin' ny toerana iray: Miavosa be itỳ lamba hosasako, hoy i Soa
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2#73] to be in a heap, as rice, manioc, etc.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#68] S’accumuler, être entassé
Ohatra  7  [2.576#] Taolam-potsy manao antonta miavosa.
8  [2.857#] Itony varin-dRakoto, miavosa be toa fasika.
9  [4.27#] miavosa ny ohatra fa ny akaiky sy ny manaitra indrindra no horaisintsika.
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)14  miavo
Fototeny  15  avosa
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miavosa [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3#68]

Fivaditsoratra  18  amosavi, avosaim, iavosam, ivoasam, miavosa, miavosà, voaisam, voamasy, voasima

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08