Teny iditra | avy aiza | |
Singan-teny | avy ; aiza | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-manontany ny tany niaviana: Avy aiza moa ry Rabe ato atsimo ireny? -- Avy any Ambatolampy izy, tompoko [1.1] | |
Ohatra | Iza, tompoko, no anaranao, hoy ny Prezida, Fiangonana avy aiza?
[2.356] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/16 |