Teny iditra | 1 aza fady |
Singan-teny | 2 aza, fady |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] teny atao mba hialan-tsiny raha te hiangavy olona; teny fialan-tsiny raha hanao zavatra tsy mety nefa tsy maintsy atao, na raha avy manao zavatra tsy mety, vita tsy nahy: Aza fady fa hialoha anao aho, tompoko / Aza fady fa voadonako ianao |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] an apologetic expression meaning, excuse me, have the goodness too, etc. |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |