|
|
|
|

Teny iditra1  aza manody aza manangatra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fomba fiteny mba hiangaviana ny maty -- izay sendra voateny amin' ny resaka -- tsy hanimba ny velona
Singan-teny  4  aza, manody, manangatra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07