|
|
|
|

Teny iditra1  aza maty anie aho
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  aza, maty, anie, aho
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] teny fialan-tsiny ary fangataham-pamelana tamin' ny hadisoana natao, indrindra raha zavatra tsy niniana natao
Matesa anie aho

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07