|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  boty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Lalana tery [1.1]

Teny iditra (2/5)4  boty
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6  Kely, madinika, tsy lehibe na be vava: Karama boty; hala-boty [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/5)8  bôty
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10  Mahantra, ory, botry [1.78]

Teny iditra (4/5)11  boty
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  Iavin' ny kamboty, simony, zaza tsy an-trano reny (maty na nisaoran' ny lahy ny reniny) [1.10]
14  Amin' ny Tsimihety, na ny kamboty ray ihany, na ny kamboty reny ihany, na ny maty ray sy reny, dia samy atao hoe boty. [1.10]
15  Kamboty [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  16  Orphelin [1.19]
17  Veau pour sacrifice [1.19]
Sampanteny 
18  Anarana :
Tovy hevitra  19  bôty

Teny iditra (5/5)20  boty
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22  Votsy [1.78]

Fivaditsoratra  23  boty, toby

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31