Teny iditra (1/2) | 1 kamboty |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Maty ray sy reny na ny iray amin' ireo Entina milaza ny oriory sy osaosa ara-pivelomana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] an orphan |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] orphelin |
Ohatra |
6 [2.131] Tsy mba nisy kamboty natao hoe Ramanandray ary tsy nisy ory natao hoe Andrianomanana fa izay adala ariana avokoa 7 [2.470] Ho kamboty sahala amiko izy, satria taranaky ny mafana tratra sy ny tsy mahavanom-bady isika. |
Voambolana |
8 Fifandraisana: fianakaviana |
Fototeny | 9 boty |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 14 asorotanitsisatry |
Mpanahaka | 15 somony, maty dovy, asorotany tsy satry, lasa olo-malala, folaka andry niankinana, toro vato nandiavana, maty kiady sy voninahitra, resy olo-narahina, resy tondromaso |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny kamboty io |
Teny iditra (2/2) | 24 kamboty |
Sokajin-teny | 25 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
26 [1.196] (au sens littéral : orphelin) Plantes cultivées isolées et de mauvaise venue ; manioc dont la tige est flétrie, ou dont on a arraché les tiges en oubliant des tubercules dans le sol (mentionné par Richardson, Grandidier). |
Voambolana |
27 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 28 kamboty, kimbato |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |