Teny iditra | 1 babababa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Antsoantso milaza fahavoazana, faharariana: Mankarenin-tsofina ny babababan' Isambilo nokapohindra iny Fitarainana, menomenona 4 [1.62] antsoantso, horakora-pitarainana, figogogogoana, finaonaona, fitarainana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] a cry, a scream, an outcry. See nananana. 6 [1.7] an outcry |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] Cris, clameurs de regret, lamentation 8 [1.8] clameurs, lamentations |
Voambolana |
9 Feo |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |