Teny iditra mibabababa (babababa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miantsoantso mitomany, miantso vonjy: Nibabababa iKoto tamin' ny nanindroman' ny dokotera azy
Mimenomenona mitaraina: Nibabababa aoka izany Rakoto tamin' ny namakian' ny tontakely ny tranom-barony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To scream [1.2, 1.7]
 To vociferate, to cry out for help. [1.2]
 To cry for help [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Exprimer sa douleur d'une manière bruyante: Nokapohin' ny rainy izy ka nibabababa aoka izany (Frappé par son père il se lamentait étrangement) [1.3]
 Pousser de haut cris [1.8]
Ohatra Rasoa mibaby azy avy no mihontsokontsona sy mibabababa tsy mahaleo ny fihetsiny ka mandrara hoe: [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibabababa
Ny lasa : nibabababa
Ny hoavy : hibabababa
Filaza mandidy : mibabababà

Teny iditra mibabababà (babababa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibabababa [fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20