|
|
|
|

Teny iditra1  babangoana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Foana tsy misy na inona na inona ao anatiny; nalana daholo ny fanaira aman' entana tao anatiny: Nony lasa ianareo, dia efitrano babangoana sisa nitahiry ny fahatsiarovana anareo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] empty, void, as of a deep hole.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Vide, où il n'y a rien, dont on a retiré les meubles
Ohatra  6  [2.996] Izy no mamelatra ny avaratra eo ambonin'ny habakabaka babangoana, manantona ny tany eo ambonin'ny tsinontsinona;

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07