|
|
|
|

Teny iditra1  babantany
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fatratra, tsy erany loatra (na amin' ny tsara na amin' ny ratsy): Babantany ny vola laniny tamin' ny famadihana izay
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] enormous, used of any thing; marvelous, used of any act good or bad.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] superbe, prodigieux, qui excède la mesure en bien ou en mal
Fototeny  6  baba, tany
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny babantany io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07