Teny iditra baba
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara, Sihanaka, Tanosy] ray, dada [Rakotosaona 1972]
  [Betsimisaraka] ray [Rakotosaona 1972]
 Ray, dada (teny efa tranainy, nefa mbola fampiasa ankehitriny any anindrantany: Baba sy nindry
Mitovy hevitra: aba ~ kaky
¶ Lehilahy efa antitra dia antitra, konka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy father [Richardson 1885]
Famaritana frantsay (vieux mot). Papa [Abinal 1888]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra aba ~ ada ~ dada ~ ikaky ~ ray
Mpanahaka  bababe ~ babahely

Teny iditra baba
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsara tarehy, kanto (tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny mpisolo anarana fanao tovana ny: Babany izany raha tarehin' olona
¶ Tsy leo amin' ny zavatra ataony, manan-daza, manehoeho [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an expression of surprise mingled with pleasure. Beautiful! capital! Famous! [Swa. Beba, root of verb with the same meaning.] [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Beau, magnifique, fameux [Abinal 1888]
Mpanahaka  babaray ~ babareny

Teny iditra baba
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Taisaka] miharihary [Rakotosaona 1972]

Teny iditra baba
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy jereo babaka [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2013/09/06