Teny iditra | 1 babantany |
Fototeny | 2 baba, tany |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fatratra, tsy erany loatra (na amin' ny tsara na amin' ny ratsy): Babantany ny vola laniny tamin' ny famadihana izay |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] enormous, used of any thing; marvelous, used of any act good or bad. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] superbe, prodigieux, qui excède la mesure en bien ou en mal |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny babantany io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |