Teny iditra | 1 babarà |
Singan-teny | 2 babaka, ra |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1][baba ra] mandeha ra be, mitsonika ra, feno ra: Baba ra ny oron' ny zaza voadonan' ny sisin-databatra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7][baba ra] Bleeding profusely |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] saignant abondamment, se dit des blessures 7 [1.8][baba ra] qui saigne abondamment |
Ohatra |
8 babarà ny fo, mafy ny fitsapana. [2.356] |
Voambolana |
9 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |