Teny iditra | 1 babareny |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1#133] [baba reny] zanaky ny tsara tarehy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] was there ever the like! Marvelous! |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] parfait, de toute beauté |
Singan-teny | 6 baba, reny |
Tovy hevitra | 7 babaray |
Mpanahaka | 8 malaza, manana anarana, mandeha laza, manehoeho, maresaka, maketrika, ngeza, kalaza, baba |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny babareny io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |