Teny iditra | baby telo | |
Singan-teny | baby ; telo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza foto-katsaka mitondra babiny telo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Pied de maïs qui a trois épis [1.3] | |
Maïs à trois épis [1.196] | ||
Voambolana | Toe-karena: fambolena | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny baby telo io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |