Teny iditra (1/2) | 1 bada |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka]
tsy miteraka 4 [1.78] [Betsimisaraka] tsentsina, mihidy 5 [1.78] [Sihanaka] tsentsina, tsy miteraka (biby), mainty pina (lohambolo) 6 [1.1] Tsy miteraka (fiteny indrindra amin' ny biby, fa ny olona atao hoe momba: Bada angamba ilay ombivavinay, fa hatramin' izao mbola tsy niteraka ihany Miraiki-dela fa tsy mahatonona avy hatrany izay tiana holazaina (matetika ny teny verindroa badabada no ampiasaina amin' itỳ hevitra itỳ ). 7 [1.13] toetran'ny biby tsy afaka miteraka, sekatra |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.2] barren, sterile, used of fat cattle; closed up, obstructed, impeded. |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3] Stérile, se dit des animaux ; fig. embarrassé, obstrué 10 [1.13] stérile |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny bada io |
Teny iditra (2/2) | 20 bada |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.78] [Taisaka]
fandrarana, fisakanana |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.82] [Taisaka]
empêchement, défense |
Fivaditsoratra | 24 bada, daba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |