|
|
|
|

Teny iditra1  badabada
Fototeny  2  bada
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanombohana miteny voalohany
Tsy fahafahana miteny haingana; firaiketan-dela izay tsy mahateny avy hatrany ny tiankolazaina fa miakanakana sy miambatrambatra.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] unmeaning and confused expressions, such as are made under the influence of fear or threats.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] Incohérence, embrouillamini
Ohatra  7  Nony inona, nihiakiaka tamin' ny badabada fianarany miteny I Terezy kely. [2.470]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  13  badabada, dabadaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21