Teny iditra (1/2) | 1 mibadabada |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka]
mipentsompentsona, mivatsavatsa 4 [1.1] Miakanakana rehefa miteny ka tsy mazava izay lazaina: Mibadabada matetika ny zazakely latsaka ny roa taona Miraiki-dela rehefa miteny ka miambatrambatra: Mibadabada Rajao rehefa miteny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to express one's self incoherently; to blab, to betray secrets. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] Parler avec incohérence, confusément |
Fototeny | 7 badabada |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 mibadabadà |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibadabada [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Fototeny | 16 badabada |
Fivaditsoratra | 17 badabadaim, dabadabaim, ibadabadam, idabadabam, mibadabadà, mibadabada, midabadabà, midabadaba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25 |
![]() |