|
|
|
|

Teny iditra1  badovavy
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  [2.470] Voalazan-dRamanambeloma azy mbamin' ny tsiambaratelon' ny tokantranony, fa somary badovavy izay ny vadiny ka tsy azo anakinam-bola be loatra.
Singan-teny  4  bado, vavy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07