Teny iditra vavy
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Olona na biby manana toe-batana natao hiteraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Female
A female [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Femelle [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] Femelle [1.405]
Ohatra 
1Tsy mahita izany aho, fa ny anjaran' ny lahy tsy anajaran' ny vavy [2.472]
2Ranom-boafotsy iray tasy no novidian' ny vavy ho azy teo an-tsenakely tsy lavitra teo [2.470]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Anaran-toerana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24