| Teny iditra | 1 badovavy |
| Singan-teny | 2 bado, 3 vavy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Ohatra |
5 Voalazan-dRamanambeloma azy mbamin' ny tsiambaratelon' ny tokantranony, fa somary badovavy izay ny vadiny ka tsy azo anakinam-bola be loatra.
[2.470#169]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|