Teny iditra | 1 baholimaso |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manana maso mahiratra tsara ary tsara tarehy, toa falifaly lalandava 4 [1.1] [baholy maso] bebe maso mahafinaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [Provincial]
fine-eyed, having beautiful eyes. See barimaso |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] Qui a de beaux et grands yeux |
Singan-teny | 7 baholy, maso |
Tovy hevitra | 8 baholy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |